plt_tn/jhn/16/15.md

301 B

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

ilay Fanahy dia haka amin'izay Ahy ary hiteny izany aminareo

Ny Fanahy Masina dia hiteny amin'ny olona fa ireo teny sy asan'i Jesosy dia marina. DH: "Ny Fanahy Masina dia hiteny ny olona tsirairay avy fa ny teniko sy ny asako dia marina"