plt_tn/jhn/16/15.md

8 lines
301 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# ilay Fanahy dia haka amin'izay Ahy ary hiteny izany aminareo
Ny Fanahy Masina dia hiteny amin'ny olona fa ireo teny sy asan'i Jesosy dia marina. DH: "Ny Fanahy Masina dia hiteny ny olona tsirairay avy fa ny teniko sy ny asako dia marina"