# Ray Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # ilay Fanahy dia haka amin'izay Ahy ary hiteny izany aminareo Ny Fanahy Masina dia hiteny amin'ny olona fa ireo teny sy asan'i Jesosy dia marina. DH: "Ny Fanahy Masina dia hiteny ny olona tsirairay avy fa ny teniko sy ny asako dia marina"