plt_tn/jhn/15/10.md

771 B

Raha mitandrina ireo didiko ianareo, dia hitoetra ao amin'ny fitiavako, tahaka ny nitandremako ireo didin'ny Raiko sy nitoerako tao amin'ny fitiavany.

Rehefa mankatoa Azy ireo mpanara-dia an'i Jesosy, dia maneho ny fitiavan'izy ireo ho Azy izy ireo. DH: "Rehefa manao ireo zavatra izay noteniko ataonareo ianareo, dia velona ao amin'ny fitiavako, tahaka ny nankatoavako ny Raiko sy niaina ny fitiavany"

Ny Raiko

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

Nilaza ireny zavatra ireny taminareo Aho mba ho ao aminareo ny fifaliako

"Niteny anareo ireny zavatra ireny Aho mba hanananareo ny karazana fifaliana mitovy amin'izay ananako"

mba ho feno ny fifalianareo.

DH: "mba ho faly tanteraka ianareo" na "mba tsy ory na inona na inona ny fifalianareo"