plt_tn/jhn/15/10.md

16 lines
771 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha mitandrina ireo didiko ianareo, dia hitoetra ao amin'ny fitiavako, tahaka ny nitandremako ireo didin'ny Raiko sy nitoerako tao amin'ny fitiavany.
Rehefa mankatoa Azy ireo mpanara-dia an'i Jesosy, dia maneho ny fitiavan'izy ireo ho Azy izy ireo. DH: "Rehefa manao ireo zavatra izay noteniko ataonareo ianareo, dia velona ao amin'ny fitiavako, tahaka ny nankatoavako ny Raiko sy niaina ny fitiavany"
# Ny Raiko
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# Nilaza ireny zavatra ireny taminareo Aho mba ho ao aminareo ny fifaliako
"Niteny anareo ireny zavatra ireny Aho mba hanananareo ny karazana fifaliana mitovy amin'izay ananako"
# mba ho feno ny fifalianareo.
DH: "mba ho faly tanteraka ianareo" na "mba tsy ory na inona na inona ny fifalianareo"