# Raha mitandrina ireo didiko ianareo, dia hitoetra ao amin'ny fitiavako, tahaka ny nitandremako ireo didin'ny Raiko sy nitoerako tao amin'ny fitiavany. Rehefa mankatoa Azy ireo mpanara-dia an'i Jesosy, dia maneho ny fitiavan'izy ireo ho Azy izy ireo. DH: "Rehefa manao ireo zavatra izay noteniko ataonareo ianareo, dia velona ao amin'ny fitiavako, tahaka ny nankatoavako ny Raiko sy niaina ny fitiavany" # Ny Raiko Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # Nilaza ireny zavatra ireny taminareo Aho mba ho ao aminareo ny fifaliako "Niteny anareo ireny zavatra ireny Aho mba hanananareo ny karazana fifaliana mitovy amin'izay ananako" # mba ho feno ny fifalianareo. DH: "mba ho faly tanteraka ianareo" na "mba tsy ory na inona na inona ny fifalianareo"