plt_tn/jhn/14/04.md

24 lines
875 B
Markdown

# ahoana no hahafantaranay ny lalana?
"Ahoana no hahafantaranay ny fomba hankanesana any?"
# ny lalana
Ity dia sari-teny izay mety midika hoe: 1) "ny lalana mankany amin'Andriamanitra" na 2) "ilay Iray izay mitondra ny olona ho any amin'Andriamanitra."
# fahamarinana
Ity dia sari-teny izay mety midika hoe: 1) "ilay olona marina" na 2) "ilay Iray izay miteny ny teny marina momban'Andriamanitra."
# fiainana
Ity dia sari-teny midika fa Jesosy dia afaka manome fiainana ho an'ny olona. DH: "ilay Iray afaka mamelona olona"
# tsy misy manatona ny Ray raha tsy amin'ny alalako
Ny olona dia tsy afaka manatona an' Andriamanitra sy miaina miaraka Aminy raha tsy amin'ny alalan'ny fahatokisana an'i Jesosy ihany. DH: "Tsy misy olona afaka mankany amin'ny Ray sy miaina miaraka aminy raha tsy manatona Ahy izy"
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.