plt_tn/jhn/13/19.md

12 lines
333 B
Markdown

# Lazaiko aminareo izao izany mialohan'ny hitrangany
"Ary teneniko aminareo izay zavatra hiseho mialohan'ny hisehoany"
# mety hino ianareo fa Izaho no Izy
"mety hino ianareo fa Izaho ilay nolazaiko fa Izaho" na "mety hino ianareo fa Izaho ilay Mesia"
# marina, dia marina tokoa
Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.