# Lazaiko aminareo izao izany mialohan'ny hitrangany "Ary teneniko aminareo izay zavatra hiseho mialohan'ny hisehoany" # mety hino ianareo fa Izaho no Izy "mety hino ianareo fa Izaho ilay nolazaiko fa Izaho" na "mety hino ianareo fa Izaho ilay Mesia" # marina, dia marina tokoa Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.