plt_tn/jhn/13/19.md

333 B

Lazaiko aminareo izao izany mialohan'ny hitrangany

"Ary teneniko aminareo izay zavatra hiseho mialohan'ny hisehoany"

mety hino ianareo fa Izaho no Izy

"mety hino ianareo fa Izaho ilay nolazaiko fa Izaho" na "mety hino ianareo fa Izaho ilay Mesia"

marina, dia marina tokoa

Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.