plt_tn/jhn/13/16.md

24 lines
793 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo mpianany.
# marina, dia marina tokoa
Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.
# lehibe kokoa
"manan-danja kokoa"
# ho tahiana ianareo
Eto ny "tahiana" dia midika hoe mahatonga zavatra soa, misy tombony mba hitranga amin'ny olona. DH: "Andriamanitra hitahy anareo"
# izany dia mba hahatanteraka ny Soratra Masina
DH: "izany dia mba hanantanterahana ny Soratra Masina"
# 'Izay mihinana ny mofoko dia nanandratra ny vodi-tongony hamadika Ahy'
Eto ny "mihinana ny mofoko" dia fomba fiteny ho an'ny olona izay milaza fa namana. Ny hoe "nanandratra ny vodi-tongony" ihany koa dia fomba fiteny, izay midika hoe olona izay lasa fahavalo. DH: "Ilay iray izay nilaza fa namako dia nivadika ho fahavaloko"