plt_tn/jhn/13/16.md

793 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo mpianany.

marina, dia marina tokoa

Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.

lehibe kokoa

"manan-danja kokoa"

ho tahiana ianareo

Eto ny "tahiana" dia midika hoe mahatonga zavatra soa, misy tombony mba hitranga amin'ny olona. DH: "Andriamanitra hitahy anareo"

izany dia mba hahatanteraka ny Soratra Masina

DH: "izany dia mba hanantanterahana ny Soratra Masina"

'Izay mihinana ny mofoko dia nanandratra ny vodi-tongony hamadika Ahy'

Eto ny "mihinana ny mofoko" dia fomba fiteny ho an'ny olona izay milaza fa namana. Ny hoe "nanandratra ny vodi-tongony" ihany koa dia fomba fiteny, izay midika hoe olona izay lasa fahavalo. DH: "Ilay iray izay nilaza fa namako dia nivadika ho fahavaloko"