plt_tn/jhn/13/12.md

676 B

Fantatrareo ve ny nataoko ho anareo?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hafahan'i Jesosy manasongadina ny lanjan'ny zavatra ampianariny an'ireo mpianany. DH: "Ianareo dia mila mahatakatra izay nataoko ho anareo!"

Antsoinareo Aho hoe 'mpampianatra' sy 'Tompo'

Eto Jesosy dia milaza fa ireo mpianany dia manaja Azy tanteraka. DH: "Ianareo dia mampiseho fanajana tanteraka ho Ahy rehefa miantso Ahy hoe 'Tompo' sy 'mpampianatra.'

tokony hanao toy izay nataoko ho anareo ihany koa ianareo

Jesosy dia milaza fa ireo mpianany dia tokony vonona hanaraka ny ohatrany ary hifanompo. DH: "Ianareo ihany koa dia tokony mifanompo ampanetren-tena"