# Fantatrareo ve ny nataoko ho anareo? Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hafahan'i Jesosy manasongadina ny lanjan'ny zavatra ampianariny an'ireo mpianany. DH: "Ianareo dia mila mahatakatra izay nataoko ho anareo!" # Antsoinareo Aho hoe 'mpampianatra' sy 'Tompo' Eto Jesosy dia milaza fa ireo mpianany dia manaja Azy tanteraka. DH: "Ianareo dia mampiseho fanajana tanteraka ho Ahy rehefa miantso Ahy hoe 'Tompo' sy 'mpampianatra.' # tokony hanao toy izay nataoko ho anareo ihany koa ianareo Jesosy dia milaza fa ireo mpianany dia tokony vonona hanaraka ny ohatrany ary hifanompo. DH: "Ianareo ihany koa dia tokony mifanompo ampanetren-tena"