plt_tn/jhn/13/12.md

12 lines
676 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fantatrareo ve ny nataoko ho anareo?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hafahan'i Jesosy manasongadina ny lanjan'ny zavatra ampianariny an'ireo mpianany. DH: "Ianareo dia mila mahatakatra izay nataoko ho anareo!"
# Antsoinareo Aho hoe 'mpampianatra' sy 'Tompo'
Eto Jesosy dia milaza fa ireo mpianany dia manaja Azy tanteraka. DH: "Ianareo dia mampiseho fanajana tanteraka ho Ahy rehefa miantso Ahy hoe 'Tompo' sy 'mpampianatra.'
# tokony hanao toy izay nataoko ho anareo ihany koa ianareo
Jesosy dia milaza fa ireo mpianany dia tokony vonona hanaraka ny ohatrany ary hifanompo. DH: "Ianareo ihany koa dia tokony mifanompo ampanetren-tena"