plt_tn/jhn/12/44.md

539 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Izao dia miverina amin'ny fizotry ny tantara fototra Jaona. Ity dia fotoana hafa izay anombohan'i Jesosy miresaka amin'ny vahoaka.

Jesosy niantso mafy ka niteny hoe

Eto Jaona dia milaza fa nisy vahoaka nitangorona mba hihaino an'i Jesosy. DH: "Jesosy dia niteny mafy tamin'ireo vahoaka izay niangona teo."

izay iray mahita Ahy dia mahita Azy izay naniraka Ahy

Eto ny teny hoe "Azy" dia maneho an' Andriamanitra. DH: "Ilay iray izay mahita Ahy dia mahita an'Andriamanitra izay naniraka Ahy."