# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Izao dia miverina amin'ny fizotry ny tantara fototra Jaona. Ity dia fotoana hafa izay anombohan'i Jesosy miresaka amin'ny vahoaka. # Jesosy niantso mafy ka niteny hoe Eto Jaona dia milaza fa nisy vahoaka nitangorona mba hihaino an'i Jesosy. DH: "Jesosy dia niteny mafy tamin'ireo vahoaka izay niangona teo." # izay iray mahita Ahy dia mahita Azy izay naniraka Ahy Eto ny teny hoe "Azy" dia maneho an' Andriamanitra. DH: "Ilay iray izay mahita Ahy dia mahita an'Andriamanitra izay naniraka Ahy."