plt_tn/jhn/12/44.md

12 lines
539 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Izao dia miverina amin'ny fizotry ny tantara fototra Jaona. Ity dia fotoana hafa izay anombohan'i Jesosy miresaka amin'ny vahoaka.
# Jesosy niantso mafy ka niteny hoe
Eto Jaona dia milaza fa nisy vahoaka nitangorona mba hihaino an'i Jesosy. DH: "Jesosy dia niteny mafy tamin'ireo vahoaka izay niangona teo."
# izay iray mahita Ahy dia mahita Azy izay naniraka Ahy
Eto ny teny hoe "Azy" dia maneho an' Andriamanitra. DH: "Ilay iray izay mahita Ahy dia mahita an'Andriamanitra izay naniraka Ahy."