plt_tn/jhn/12/30.md

494 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manazava hoe nahoana ilay feo no miteny avy any an-danitra.

Tonga ankehitriny ny fitsarana an'izao tontolo izao

Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra eto ambonin'ny tany. DH: "Ary izao no fotoana ho an'Andriamanitra hitsarana ny olona rehetra."

Ary dia ho roahina ny mpanapaka izao tontolo izao

Eto ny "mpanapaka" dia maneho an'i Satana. DH: "Izao no fotoana handringanako ny herin'i Satana izay manjaka izao tontolo izao"