plt_tn/jhn/12/30.md

12 lines
494 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manazava hoe nahoana ilay feo no miteny avy any an-danitra.
# Tonga ankehitriny ny fitsarana an'izao tontolo izao
Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra eto ambonin'ny tany. DH: "Ary izao no fotoana ho an'Andriamanitra hitsarana ny olona rehetra."
# Ary dia ho roahina ny mpanapaka izao tontolo izao
Eto ny "mpanapaka" dia maneho an'i Satana. DH: "Izao no fotoana handringanako ny herin'i Satana izay manjaka izao tontolo izao"