# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy manazava hoe nahoana ilay feo no miteny avy any an-danitra. # Tonga ankehitriny ny fitsarana an'izao tontolo izao Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra eto ambonin'ny tany. DH: "Ary izao no fotoana ho an'Andriamanitra hitsarana ny olona rehetra." # Ary dia ho roahina ny mpanapaka izao tontolo izao Eto ny "mpanapaka" dia maneho an'i Satana. DH: "Izao no fotoana handringanako ny herin'i Satana izay manjaka izao tontolo izao"