plt_tn/jhn/11/51.md

16 lines
573 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha 51 sy 52 Jaona dia manazava fa Kaifa dia naminany na dia tsy fantany aza izany tamin'izany fotoana izany. Ity dia fampahafantarana fototra.
# ho faty ho an'ny firenena
Ny teny hoe "firenena" dia milaza ny vahoakan'ny firenena Isiraely.
# mba hampiray ny zanak'Andriamanitra izay niparitaka koa
DH: "mba hampiray ny zanak'Andriamanitra izay niparitaka ho vahoaka iray"
# zanak'Andriamanitra
Ity dia maneho ireo olon'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy sy zanak' Andriamanitra ara-panahy.