plt_tn/jhn/11/51.md

573 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha 51 sy 52 Jaona dia manazava fa Kaifa dia naminany na dia tsy fantany aza izany tamin'izany fotoana izany. Ity dia fampahafantarana fototra.

ho faty ho an'ny firenena

Ny teny hoe "firenena" dia milaza ny vahoakan'ny firenena Isiraely.

mba hampiray ny zanak'Andriamanitra izay niparitaka koa

DH: "mba hampiray ny zanak'Andriamanitra izay niparitaka ho vahoaka iray"

zanak'Andriamanitra

Ity dia maneho ireo olon'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy sy zanak' Andriamanitra ara-panahy.