# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy faha 51 sy 52 Jaona dia manazava fa Kaifa dia naminany na dia tsy fantany aza izany tamin'izany fotoana izany. Ity dia fampahafantarana fototra. # ho faty ho an'ny firenena Ny teny hoe "firenena" dia milaza ny vahoakan'ny firenena Isiraely. # mba hampiray ny zanak'Andriamanitra izay niparitaka koa DH: "mba hampiray ny zanak'Andriamanitra izay niparitaka ho vahoaka iray" # zanak'Andriamanitra Ity dia maneho ireo olon'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy sy zanak' Andriamanitra ara-panahy.