plt_tn/jhn/11/30.md

12 lines
421 B
Markdown

# Ary Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanàna
Eto Jaona dia mampisy fihatoana kely eo amin'ny tantara mba hanomezana fampahafantarana fototra mahakasika ny toerana misy an'i Jesosy.
# niankohoka
Maria dia nandohalika teo amin'ny tongotr'i Jesosy mba hanehoana fanajana.
# tsy maty ny anadahiko
Lazarosy dia zandrin'i Maria lahy. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 11:21. DH: "dia mety mbola velona ny zandriko lahy."