plt_tn/jhn/11/30.md

421 B

Ary Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanàna

Eto Jaona dia mampisy fihatoana kely eo amin'ny tantara mba hanomezana fampahafantarana fototra mahakasika ny toerana misy an'i Jesosy.

niankohoka

Maria dia nandohalika teo amin'ny tongotr'i Jesosy mba hanehoana fanajana.

tsy maty ny anadahiko

Lazarosy dia zandrin'i Maria lahy. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 11:21. DH: "dia mety mbola velona ny zandriko lahy."