# Ary Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanĂ na Eto Jaona dia mampisy fihatoana kely eo amin'ny tantara mba hanomezana fampahafantarana fototra mahakasika ny toerana misy an'i Jesosy. # niankohoka Maria dia nandohalika teo amin'ny tongotr'i Jesosy mba hanehoana fanajana. # tsy maty ny anadahiko Lazarosy dia zandrin'i Maria lahy. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 11:21. DH: "dia mety mbola velona ny zandriko lahy."