plt_tn/jhn/10/37.md

16 lines
481 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny famalian'i Jesosy an'ireo Jiosy.
# mino Ahy
Ny teny hoe "Mino" dia midika hoe manaiky na mahatoky fa marina izay nolazain'i Jesosy.
# minoa ireo asa
Eto ny hoe "mino" dia manaiky fa ireo asa nataon'i Jesosy dia avy amin'Andriamanitra.
# ny Ray dia ato Amiko ary Izaho ao amin'ny Ray
Ireo dia fomba fiteny hilazana ny fifandraisana akaiky eo amin'Andriamanitra sy Jesosy. DH: "Ny Raiko sy Izaho dia mitambatra ho iray tanteraka.