# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tapitra ny famalian'i Jesosy an'ireo Jiosy. # mino Ahy Ny teny hoe "Mino" dia midika hoe manaiky na mahatoky fa marina izay nolazain'i Jesosy. # minoa ireo asa Eto ny hoe "mino" dia manaiky fa ireo asa nataon'i Jesosy dia avy amin'Andriamanitra. # ny Ray dia ato Amiko ary Izaho ao amin'ny Ray Ireo dia fomba fiteny hilazana ny fifandraisana akaiky eo amin'Andriamanitra sy Jesosy. DH: "Ny Raiko sy Izaho dia mitambatra ho iray tanteraka.