plt_tn/jhn/10/37.md

481 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny famalian'i Jesosy an'ireo Jiosy.

mino Ahy

Ny teny hoe "Mino" dia midika hoe manaiky na mahatoky fa marina izay nolazain'i Jesosy.

minoa ireo asa

Eto ny hoe "mino" dia manaiky fa ireo asa nataon'i Jesosy dia avy amin'Andriamanitra.

ny Ray dia ato Amiko ary Izaho ao amin'ny Ray

Ireo dia fomba fiteny hilazana ny fifandraisana akaiky eo amin'Andriamanitra sy Jesosy. DH: "Ny Raiko sy Izaho dia mitambatra ho iray tanteraka.