plt_tn/jhn/08/37.md

676 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia manohy miresaka amin'ireo Jiosy.

tsy manana toerana ao aminareo ny teniko

Eto ny "teny" dia midika hoe "fampianarana" na "hafatra" an'i Jesosy, izay tsy eken'ireo mpitarika Jiosy. DH: "ianareo dia tsy manaiky ireo fampianarako" na "tsy avelanareo hanova ny fiainanareo ny hafatro"

Milaza izay hitako niaraka tamin'ny Raiko Aho

"Miteny anareo ireo zavatra hitako tamin'Izaho niaraka tamin'ny Raiko Aho"

ianareo koa manao izay renareo tamin'ny rainareo

Ireo mpitarika Jiosy dia tsy nahatakatra fa ny "ny rainareo" tian'i Jesosy lazaina dia ireo devoly. DH: "Ianareo koa dia mbola manohy izay nasain'ny rainareo atao."