# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy dia manohy miresaka amin'ireo Jiosy. # tsy manana toerana ao aminareo ny teniko Eto ny "teny" dia midika hoe "fampianarana" na "hafatra" an'i Jesosy, izay tsy eken'ireo mpitarika Jiosy. DH: "ianareo dia tsy manaiky ireo fampianarako" na "tsy avelanareo hanova ny fiainanareo ny hafatro" # Milaza izay hitako niaraka tamin'ny Raiko Aho "Miteny anareo ireo zavatra hitako tamin'Izaho niaraka tamin'ny Raiko Aho" # ianareo koa manao izay renareo tamin'ny rainareo Ireo mpitarika Jiosy dia tsy nahatakatra fa ny "ny rainareo" tian'i Jesosy lazaina dia ireo devoly. DH: "Ianareo koa dia mbola manohy izay nasain'ny rainareo atao."