plt_tn/jhn/08/37.md

16 lines
676 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy dia manohy miresaka amin'ireo Jiosy.
# tsy manana toerana ao aminareo ny teniko
Eto ny "teny" dia midika hoe "fampianarana" na "hafatra" an'i Jesosy, izay tsy eken'ireo mpitarika Jiosy. DH: "ianareo dia tsy manaiky ireo fampianarako" na "tsy avelanareo hanova ny fiainanareo ny hafatro"
# Milaza izay hitako niaraka tamin'ny Raiko Aho
"Miteny anareo ireo zavatra hitako tamin'Izaho niaraka tamin'ny Raiko Aho"
# ianareo koa manao izay renareo tamin'ny rainareo
Ireo mpitarika Jiosy dia tsy nahatakatra fa ny "ny rainareo" tian'i Jesosy lazaina dia ireo devoly. DH: "Ianareo koa dia mbola manohy izay nasain'ny rainareo atao."