plt_tn/jhn/07/39.md

16 lines
584 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ity andininy ity ny mpanoratra dia manome fampahafantarana hanazavana izay tenenin'i Jesosy.
# Fa izao no ambarany
Jesosy eto no manambara.
# ilay Fanahy dia tsy mbola nomena
Jaona dia milaza fa ny Fanahy dia hidina ao amin'ireo izay mino an'i Jesosy tsy ho ela. DH: "Ny Fanahy dia mbola tsy tonga hitoetra ao amin'ireo mpino"
# satria tsy mbola nahazo voninahitra Jesosy
Eto ny teny hoe "voninahitra" dia maneho ny fotoana izay hanomezan'Andrimanitra voninahitra ny Zanaka aorian'ny fahafatesany sy ny fitsanganany amin'ny maty.