# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ity andininy ity ny mpanoratra dia manome fampahafantarana hanazavana izay tenenin'i Jesosy. # Fa izao no ambarany Jesosy eto no manambara. # ilay Fanahy dia tsy mbola nomena Jaona dia milaza fa ny Fanahy dia hidina ao amin'ireo izay mino an'i Jesosy tsy ho ela. DH: "Ny Fanahy dia mbola tsy tonga hitoetra ao amin'ireo mpino" # satria tsy mbola nahazo voninahitra Jesosy Eto ny teny hoe "voninahitra" dia maneho ny fotoana izay hanomezan'Andrimanitra voninahitra ny Zanaka aorian'ny fahafatesany sy ny fitsanganany amin'ny maty.