plt_tn/jhn/07/39.md

584 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ity andininy ity ny mpanoratra dia manome fampahafantarana hanazavana izay tenenin'i Jesosy.

Fa izao no ambarany

Jesosy eto no manambara.

ilay Fanahy dia tsy mbola nomena

Jaona dia milaza fa ny Fanahy dia hidina ao amin'ireo izay mino an'i Jesosy tsy ho ela. DH: "Ny Fanahy dia mbola tsy tonga hitoetra ao amin'ireo mpino"

satria tsy mbola nahazo voninahitra Jesosy

Eto ny teny hoe "voninahitra" dia maneho ny fotoana izay hanomezan'Andrimanitra voninahitra ny Zanaka aorian'ny fahafatesany sy ny fitsanganany amin'ny maty.