plt_tn/jhn/07/33.md

12 lines
314 B
Markdown

# Kely sisa ny fotoana hiarahako aminareo
"Hijanona hiaraka aminareo fotoana fohy fotsiny sisa Aho"
# dia handeha ho any amin'ilay naniraka Ahy Aho
Eto Jesosy dia maneho an'Andriamanitra Ray, ilay naniraka Azy
# izay halehako, tsy ho azonareo aleha
"Tsy afaka ny handeha any amin'ny toerana halehako ianareo"