plt_tn/jhn/07/33.md

314 B

Kely sisa ny fotoana hiarahako aminareo

"Hijanona hiaraka aminareo fotoana fohy fotsiny sisa Aho"

dia handeha ho any amin'ilay naniraka Ahy Aho

Eto Jesosy dia maneho an'Andriamanitra Ray, ilay naniraka Azy

izay halehako, tsy ho azonareo aleha

"Tsy afaka ny handeha any amin'ny toerana halehako ianareo"