# Kely sisa ny fotoana hiarahako aminareo "Hijanona hiaraka aminareo fotoana fohy fotsiny sisa Aho" # dia handeha ho any amin'ilay naniraka Ahy Aho Eto Jesosy dia maneho an'Andriamanitra Ray, ilay naniraka Azy # izay halehako, tsy ho azonareo aleha "Tsy afaka ny handeha any amin'ny toerana halehako ianareo"