plt_tn/jhn/07/28.md

20 lines
676 B
Markdown

# nihiaka mafy
"Niteny tamin'ny feo mafy"
# tao an-Tempoly
Jesosy sy ireo olona dia teo amin'ny kianajan'ny Tempoly. DH: "teo amin'ny kianjan'ny Tempoly"
# Ianareo dia samy mahafantatra ny tenako ary mahalala ny fihaviko
Jaona dia mampiasa eso-teny amin'ity fanambarana ity. Ny olona dia mino fa avy any Nazareta Jesosy. Tsy fatatr'izy ireo fa nirahin' Andriamanitra avy any an-danitra Izy ary fa Izy dia teraka tao Betlehema. DH: "Ianareo rehetra dia mahafantatra Ahy ary dia mieritreritra ianareo fa mahafantatra izay niaviko.
# ny tenako
"amin'ny fahefako manokana"
# ilay naniraka Ahy dia marina
"Andriamanitra dia ilay Iray izay naniraka Ahy ary Izy dia marina"