plt_tn/jhn/07/28.md

676 B

nihiaka mafy

"Niteny tamin'ny feo mafy"

tao an-Tempoly

Jesosy sy ireo olona dia teo amin'ny kianajan'ny Tempoly. DH: "teo amin'ny kianjan'ny Tempoly"

Ianareo dia samy mahafantatra ny tenako ary mahalala ny fihaviko

Jaona dia mampiasa eso-teny amin'ity fanambarana ity. Ny olona dia mino fa avy any Nazareta Jesosy. Tsy fatatr'izy ireo fa nirahin' Andriamanitra avy any an-danitra Izy ary fa Izy dia teraka tao Betlehema. DH: "Ianareo rehetra dia mahafantatra Ahy ary dia mieritreritra ianareo fa mahafantatra izay niaviko.

ny tenako

"amin'ny fahefako manokana"

ilay naniraka Ahy dia marina

"Andriamanitra dia ilay Iray izay naniraka Ahy ary Izy dia marina"