# nihiaka mafy "Niteny tamin'ny feo mafy" # tao an-Tempoly Jesosy sy ireo olona dia teo amin'ny kianajan'ny Tempoly. DH: "teo amin'ny kianjan'ny Tempoly" # Ianareo dia samy mahafantatra ny tenako ary mahalala ny fihaviko Jaona dia mampiasa eso-teny amin'ity fanambarana ity. Ny olona dia mino fa avy any Nazareta Jesosy. Tsy fatatr'izy ireo fa nirahin' Andriamanitra avy any an-danitra Izy ary fa Izy dia teraka tao Betlehema. DH: "Ianareo rehetra dia mahafantatra Ahy ary dia mieritreritra ianareo fa mahafantatra izay niaviko. # ny tenako "amin'ny fahefako manokana" # ilay naniraka Ahy dia marina "Andriamanitra dia ilay Iray izay naniraka Ahy ary Izy dia marina"