plt_tn/jhn/07/25.md

548 B

Tsy ity ve ilay tadiavin'izy ireo ho vonoina?

Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Ity Jesosy ilay tadiavin'izy ireo ho vonoina!"

tsy misy miteny na inona na inona Azy

Ity dia manambara fa tsy manohatra an'i Jesosy ireo mpitarika Jiosy. "DH: "Izy ireo dia tsy miteny na inona na inona hanoherana Azy"

Dia ho fantatrin'ny mpitondra tokoa ve fa Izy no Kristy, sa ahoana?

Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Mety hoe nanaiky ihany izy ireo fa Izy ilay tena Mesia!"