plt_tn/jhn/07/25.md

12 lines
548 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy ity ve ilay tadiavin'izy ireo ho vonoina?
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Ity Jesosy ilay tadiavin'izy ireo ho vonoina!"
# tsy misy miteny na inona na inona Azy
Ity dia manambara fa tsy manohatra an'i Jesosy ireo mpitarika Jiosy. "DH: "Izy ireo dia tsy miteny na inona na inona hanoherana Azy"
# Dia ho fantatrin'ny mpitondra tokoa ve fa Izy no Kristy, sa ahoana?
Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Mety hoe nanaiky ihany izy ireo fa Izy ilay tena Mesia!"