# Tsy ity ve ilay tadiavin'izy ireo ho vonoina? Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Ity Jesosy ilay tadiavin'izy ireo ho vonoina!" # tsy misy miteny na inona na inona Azy Ity dia manambara fa tsy manohatra an'i Jesosy ireo mpitarika Jiosy. "DH: "Izy ireo dia tsy miteny na inona na inona hanoherana Azy" # Dia ho fantatrin'ny mpitondra tokoa ve fa Izy no Kristy, sa ahoana? Ity fanamarihana ity dia miendrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Mety hoe nanaiky ihany izy ireo fa Izy ilay tena Mesia!"