plt_tn/jhn/07/10.md

20 lines
694 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny fizotry ny tantara dia niova, Jesosy sy ireo rahalahany dia efa tonga ao amin'ny firavoravona.
# rehefa niakatra tany amin'ny firavoravoana ireo rahalahiny
Ny teny hoe "ireo rahalahiny" dia manambara ireo zandrin'i Jesosy.
# niakatra tany ihany koa Izy
Jerosalema dia toerana avo noho Galilia no misy azy izay nisy an'i Jesosy sy ireo rahalahiny teo aloha.
# tsy nisehoseho fa niafina
Ireo teny roa ireo dia mitovy ihany ny heviny. Naverina indroa ny hevitra mba ho fanamafisana. DH: "tena tsy nisy nahafantatra"
# Nitady ... ireo Jiosy
Eto ny hoe "Jiosy" dia manambara "ireo Jiosy mpitarika." DH: "Ireo Jiosy mpitarika dia nitady an'i Jesosy"