# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny fizotry ny tantara dia niova, Jesosy sy ireo rahalahany dia efa tonga ao amin'ny firavoravona. # rehefa niakatra tany amin'ny firavoravoana ireo rahalahiny Ny teny hoe "ireo rahalahiny" dia manambara ireo zandrin'i Jesosy. # niakatra tany ihany koa Izy Jerosalema dia toerana avo noho Galilia no misy azy izay nisy an'i Jesosy sy ireo rahalahiny teo aloha. # tsy nisehoseho fa niafina Ireo teny roa ireo dia mitovy ihany ny heviny. Naverina indroa ny hevitra mba ho fanamafisana. DH: "tena tsy nisy nahafantatra" # Nitady ... ireo Jiosy Eto ny hoe "Jiosy" dia manambara "ireo Jiosy mpitarika." DH: "Ireo Jiosy mpitarika dia nitady an'i Jesosy"