plt_tn/jhn/07/10.md

694 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny fizotry ny tantara dia niova, Jesosy sy ireo rahalahany dia efa tonga ao amin'ny firavoravona.

rehefa niakatra tany amin'ny firavoravoana ireo rahalahiny

Ny teny hoe "ireo rahalahiny" dia manambara ireo zandrin'i Jesosy.

niakatra tany ihany koa Izy

Jerosalema dia toerana avo noho Galilia no misy azy izay nisy an'i Jesosy sy ireo rahalahiny teo aloha.

tsy nisehoseho fa niafina

Ireo teny roa ireo dia mitovy ihany ny heviny. Naverina indroa ny hevitra mba ho fanamafisana. DH: "tena tsy nisy nahafantatra"

Nitady ... ireo Jiosy

Eto ny hoe "Jiosy" dia manambara "ireo Jiosy mpitarika." DH: "Ireo Jiosy mpitarika dia nitady an'i Jesosy"