plt_tn/jhn/06/64.md

20 lines
619 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny firesahan'i Jesosy tamin'ny vahoaka.
# Fa Jesosy efa nahalala hatramin'ny voalohany izay tsy hino sy izay hamadika Azy
Eto Jaona dia manome fampahafantarana fototra momba izay zavatra fantatr'i Jesosy fa hitranga.
# tsy misy olona afaka manatona Ahy raha tsy nomen'ny Ray Azy izany
Na iza na iza te-hino dia tsy maintsy manatona an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny Zanaka. Andriamanitra Ray irery ihany no mamela ny vahoaka hanatona an'i Jesosy.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# manatona Ahy
"Araho Aho ary raiso ny fiainana mandrakizay"