# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tapitra ny firesahan'i Jesosy tamin'ny vahoaka. # Fa Jesosy efa nahalala hatramin'ny voalohany izay tsy hino sy izay hamadika Azy Eto Jaona dia manome fampahafantarana fototra momba izay zavatra fantatr'i Jesosy fa hitranga. # tsy misy olona afaka manatona Ahy raha tsy nomen'ny Ray Azy izany Na iza na iza te-hino dia tsy maintsy manatona an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny Zanaka. Andriamanitra Ray irery ihany no mamela ny vahoaka hanatona an'i Jesosy. # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # manatona Ahy "Araho Aho ary raiso ny fiainana mandrakizay"